Fanamarihana Ambany Pejy
a Niara-lehibe tamina lehilahy lavorary i Jakoba satria fianakaviana iray izy sy Jesosy. Azo antoka fa nahafantatra tsara an’ilay Zanak’Andriamanitra mihoatra noho ny ankamaroan’ny olona tamin’izany i Jakoba. Lasa anisan’ny andrin’ny fiangonana kristianina tamin’ny taonjato voalohany io zandrin’i Jesosy io. Inona no azo ianarana avy amin’izay niainany sy nampianariny? Handinika an’izany isika ato.