Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy andrintsika ny hanatrika ny Fahatsiarovana isan-taona, na manantena ho any an-danitra isika na manantena hiaina eto an-tany. Fa maninona isika no manatrika azy io, ary inona ny soa raisintsika avy amin’izany? Handinika antony maromaro resahin’ny Baiboly isika ato.