Fanamarihana Ambany Pejy
a I Jehovah no namantsika akaiky indrindra. Sarobidy amintsika ny fifandraisantsika aminy, ary te hahafantatra azy kokoa isika. Elaela isika vao mahafantatra olona iray, ary hoatr’izany koa amin’i Jehovah. Isika anefa be atao. Dia ahoana no hahitana fotoana mba hahafahantsika hifandray akaiky kokoa amin’ilay Raintsika any an-danitra? Inona no soa horaisintsika raha manao an’izany isika?