Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy mora indraindray ny manome torohevitra. Inona àry no azontsika atao mba hahasoa sy hampahery ary hanohina ny fo ny torohevitra omentsika? Handray soa avy amin’ity lahatsoratra ity isika rehetra, indrindra fa ny anti-panahy.