Fanamarihana Ambany Pejy
a Nitady an’izay nahasoa ny olona foana i Jesosy ka nampandefitra an’izay nilainy. Ho hitantsika ato amin’ity lahatsoratra ity izay azontsika atao mba hanahafana azy. Horesahintsika koa hoe inona ny soa azo rehefa mahafoy tena hoatran’i Jesosy isika.