Fanamarihana Ambany Pejy
a Afaka mitafy ny toetra vaovao foana isika, na inona na inona fiaviantsika na zavatra niainantsika. Mba hahavitana an’izany, dia tsy maintsy miezaka foana isika hanitsy ny toe-tsaintsika sy hanahaka an’i Jesosy. Hodinihintsika hoe hoatran’ny ahoana ny toe-tsain’i Jesosy sy ny zavatra nataony. Ho hitantsika koa hoe ahoana no hanahafantsika azy foana, na dia efa vita batisa aza isika.