Fanamarihana Ambany Pejy
a Nataon’i Jehovah nahita fahitana miavaka maromaro i Zakaria mpaminany. Nanome hery an’i Zakaria sy ny vahoakan’i Jehovah ny zavatra hitany, mba hamerenana amin’ny laoniny ny fivavahana madio, na dia tsy mora aza izany. Hanampy antsika tsy hivadika amin’i Jehovah koa ireo fahitana ireo, na dia miatrika zava-tsarotra aza isika. Ho hitantsika ato hoe inona no lesona lehibe ianarantsika avy amin’ilay fitoeran-jiro sy ny hazo oliva hitan’i Zakaria.