Fanamarihana Ambany Pejy
a Miavaka ny fotoana iainantsika. Tanteraka amin’izao mantsy ny faminaniana resahin’ny Apokalypsy. Nahoana no mahakasika antsika ireo faminaniana ireo? Hiresaka hevitra vitsivitsy avy ao amin’ny Apokalypsy ity lahatsoratra ity sy ny roa manaraka. Horesahina amin’izany fa heken’i Jehovah Andriamanitra foana ny fanompoantsika azy, raha manaraka an’izay lazain’io boky io isika. Hohazavaina ao koa ny fomba hanaovantsika an’izany.