Fanamarihana Ambany Pejy
c Tsy manana satroboninahitra na ‘diadema eo amin’ireo tandrony’ ny sarin’ilay bibidia, ary izay no tsy itovizany amin’ilay bibidia voalohany. (Apok. 13:1) ‘Avy tamin’ireo mpanjaka fito’ mantsy ny sarin’ilay bibidia, sady ireo no manome fahefana azy.—Jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona Ilay Bibidia Mena Midorehitra Voalaza ao Amin’ny Apokalypsy Toko Faha-17?”