Fanamarihana Ambany Pejy
a Tena tia ny zanany ny ray aman-dreny kristianina. Miasa mafy ry zareo mba hanome izay ilain’ny zanany sy hanao izay hahasambatra azy. Manao izay fara heriny koa ry zareo, mba hanampiana tsikelikely ny zanany ho tia be an’i Jehovah, ary izay no tena zava-dehibe. Inona no hanampy ny ray aman-dreny hahavita an’izany? Handinika toro lalana efatra avy ao amin’ny Baiboly isika ato.