Fanamarihana Ambany Pejy
a Anisan’ny fotoana miavaka indrindra eo amin’ny tantara izao iainantsika izao. Efa mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra, araka ny faminaniana maromaro resahin’ny Baiboly. Handinika ny sasany amin’izany isika ato. Hanatanjaka ny finoantsika an’i Jehovah izany sady hanampy antsika ho tony sy hatoky azy foana, dieny izao sy amin’ny hoavy.