Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy ho takatsika tsara ny hafatra ao amin’ny Baiboly, raha tsy azontsika ny dikan’ilay faminaniana ao amin’ny Genesisy 3:15. Hianatra an’io faminaniana io isika ato. Hanatanjaka ny finoantsika an’i Jehovah izany, sady hanampy antsika ho resy lahatra kokoa hoe hanatanteraka ny fampanantenany rehetra izy.