Fanamarihana Ambany Pejy
a Faly ny mpanompon’i Jehovah rehetra rehefa misy tanora atao batisa. Mazava ho azy anefa fa tsy maintsy miezaka ny handroso foana ireny mpianatra vaovao ireny, na dia aorian’ny batisany aza. Horesahintsika ato amin’ity lahatsoratra ity hoe inona no azon’ny tanora kristianina vao vita batisa atao, mba handroso foana izy ka ho lasa Kristianina matotra. Hahasoa ny rehetra ao amin’ny fiangonana mantsy izany.