Fanamarihana Ambany Pejy
a Mila ny fanampian’i Jehovah isika vao hahavita hiatrika ny olana mahazo antsika amin’izao. Manome toky antsika ity lahatsoratra ity hoe mitsinjo ny vahoakany i Jehovah. Hitany ny olana mahazo antsika tsirairay, ary manome an’izay ilaintsika izy mba hahafahantsika hiatrika an’izany.