Fanamarihana Ambany Pejy
a “Ny fahamarinana” matetika no iantsoantsika ny zavatra inoantsika sy ny fomba fiainantsika. Vao haingana ve ianao no nahalala ny fahamarinana sa efa hatramin’izay? Na ahoana na ahoana, dia tena hahasoa antsika ny mandinika ny antony itiavantsika ny fahamarinana. Raha manao an’izany ianao, dia vao mainka ho tapa-kevitra hanao izay azo atao mba hahazoana sitraka amin’i Jehovah.