Fanamarihana Ambany Pejy
c Tsy maintsy mitsara ny anti-panahy ao amin’ny fiangonana indraindray, rehefa misy olona manao fahotana lehibe sy mibebaka. (1 Kor. 5:11; 6:5; Jak. 5:14, 15) Manetry tena anefa ry zareo dia mitadidy hoe mitsara ho an’i Jehovah izy, ary tsy mahay mamantatra ny any am-pon’ny olona. (Ampitahao amin’ny 2 Tantara 19:6.) Mitandrina tsara ry zareo mba hanaraka ny fitsipik’Andriamanitra, ka miezaka ny hahay handanjalanja sy hamindra fo ary hanao ny rariny hoatr’azy.