Fanamarihana Ambany Pejy
a Ampirisihina isika mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana mba hisaintsaina ny fiainan’i Jesosy sy ny fahafatesany, ary ny fitiavana nasehon’izy sy ny Rainy ho antsika. Handrisika antsika hanao zavatra izany. Inona no azontsika atao mba hampisehoana fa mankasitraka ny vidim-panavotana isika, ary tia an’i Jehovah sy Jesosy? Inona no handrisika antsika ho tia an’ireo rahalahy sy anabavintsika, sy haneho herim-po, ary ho faly rehefa manompo