Fanamarihana Ambany Pejy
a Manampy antsika hifandray akaiky amin’i Jehovah ny Baiboly. Inona no ianarantsika avy amin’io boky masina io momba ny fahendreny sy ny fanaovany ny rariny ary ny fitiavany? Hanampy antsika hankasitraka kokoa ny Tenin’Andriamanitra izay ianarantsika ao. Ho hitantsika koa hoe tena fanomezana avy amin’ilay Raintsika any an-danitra izy io.