Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy maintsy mianatra matahotra an’Andriamanitra ny Kristianina. Miaro ny fontsika io tahotra io, sady misakana antsika tsy haloto fitondran-tena na hijery zavatra vetaveta. Handinika ny Ohabolana toko faha-9 isika ato. Oharina amin’ny vehivavy roa mifanohitra tanteraka ny fahendrena sy ny hadalana ao. Afaka ny handray soa maharitra avy amin’ny torohevitra ao isika.