Fanamarihana Ambany Pejy
a Hanomboka tsy ho ela ny fahoriana lehibe. Hanampy antsika ho vonona hiatrika an’io fotoan-tsarotra mbola tsy nisy hoatr’azy io ny fiaretana sy fangorahana ary fitiavana. Mariho hoe ahoana no nianaran’ny Kristianina voalohany nampiseho an’ireo toetra ireo, dia ahoana no anaovantsika an’izany koa. Ho hitantsika koa hoe nahoana no hanomana antsika ho amin’ny fahoriana lehibe ireo toetra ireo.