b Ilay sorona hataon’i Jesosy Kristy no nahafahan’i Jehovah nankasitraka ny sorona nataon’ireo olona nanam-pinoana talohan’ny nahatongavan’i Jesosy tetỳ an-tany. Hanafaka tanteraka ny olombelona amin’ny ota sy ny fahafatesana io sorona io.—Rom. 3:25.