Fanamarihana Ambany Pejy a Ny 2 Jaona 8 no andinin-teny nosoratan’ilay vadina mpiandraikitra tao amin’ilay taratasy. Izao no voalaza ao: “Tandremo sao lasa very maina ny vokatry ny ezaka nataonay, fa ataovy kosa izay hahazoanareo ny valisoa rehetra.”