Fanamarihana Ambany Pejy
b Miresaka ny tsy rariny natrehin’ny Kristianina tamin’ny taonjato voalohany ny apostoly Petera, ao amin’ny 1 Petera toko faha-2 sy faha-3. Maro tamin’izy ireo no nampijalin’ny tompony ratsy fanahy na ny vadiny tsy Kristianina.—1 Pet. 2:18-20; 3:1-6, 8, 9.