a Olona be fihetseham-po i Petera, dia voatantarany tsara tamin’i Marka hoe inona no nataon’i Jesosy sy tsapany tamin’ny fotoana samihafa. Izany angamba no nahatonga an’i Marka hiresaka matetika momba ny fihetseham-pon’i Jesosy sy izay nataony, ao amin’ny Filazantsarany.—Mar. 3:5; 7:34; 8:12.