FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Nisy fotoana koa anjely no nisolo tena an’i Jehovah rehefa nitondra hafatra tamin’ny anaran’i Jehovah ry zareo. Izany no mahatonga ny hoe lazaina fa i Jehovah mihitsy indraindray ny anjely, ao amin’ny Baiboly. (Gen. 18:1-33) Na dia milaza aza ny Soratra Masina hoe nomen’i Jehovah an’i Mosesy ny Lalàna, dia asehon’ny andininy hafa hoe nampiasa anjely i Jehovah mba hampitana ny Lalàna tamin’ny anarany.​—Lev. 27:34; Asa. 7:38, 53; Gal. 3:19; Heb. 2:2-4.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara