Fanamarihana Ambany Pejy
b FANAZAVANA: Ny hoe “manamasina” dia midika hoe manome voninahitra, mihevitra zavatra iray ho masina, na manaja lalina an’ilay izy. Ny hoe “manamarina ny anaran’ny olona iray” dia midika hoe manadio ny lazan’ny olona iray nendrikendrehina, na manafaka azy madiodio, na manaporofo hoe tsy manan-tsiny izy rehefa nendrikendrehina na noharatsina.