FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Tsy nivadika i Joba nefa na izy aza nanomboka nifantoka tamin’ny lazany rehefa nokianin’ireo namany telo lahy. “Tsy nanota i Joba sady tsy nanome tsiny an’Andriamanitra mihitsy”, tamin’ny voalohany, rehefa maty ny zanany ary fongana ny fananany. (Joba 1:22; 2:10) “Nirediredy” anefa izy rehefa nendrikendrehina hoe nanao ratsy. Ny hiaro ny lazany indray no zava-dehibe taminy fa tsy ny hanamasina ny anaran’Andriamanitra.​—Joba 6:3; 13:4, 5; 32:2; 34:5.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara