Fanamarihana Ambany Pejy
d Tsy milaza ny Baiboly hoe notononin’Andriamanitra tsirairay tamin’ireo mpanoratra Baiboly ny teny rehetra ao amin’izy io. Izy kosa anefa no nanome hevitra azy ireo ny amin’izay tokony hosoratan’izy ireo.—2 Timoty 3:16, 17; 2 Petera 1:21.