FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.3 12
  • “Arovy ny Fonao”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Arovy ny Fonao”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Miantehera Amin’i Jehovah Rehefa Hanapa-kevitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Ho Hendry Ianao Raha Mamaky Baiboly Isan’andro
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Inona ny Ezaka Efa Nataoko?
    Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
  • Ny Hafatrafatr’ireo Lehilahy Tsy Nivadika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.3 12

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Arovy ny Fonao”

Izao no nasain’i Jehovah nosoratan’i Solomona: “Arovy ny fonao, mihoatra noho izay rehetra tokony harovana.” (Oh 4:23) Vahoakan’Andriamanitra ny Israely, nefa mampalahelo hoe tsy nanompo an’i Jehovah tamin’ny “fony manontolo” intsony ry zareo. (2Ta 6:14) Na i Solomona Mpanjaka aza namela ny fony ho voatarik’ireo vadiny mpanompo sampy mba hanaraka andriamani-kafa. (1Mp 11:4) Inona no azonao atao mba hiarovana ny fonao? Mamaly an’izany ilay lahatsoratra fianarana ao amin’ny Tilikambo Fiambenana Janoary 2019, pejy 14-19.

JEREO ILAY VIDEO HOE NAMPIHARIKO ILAY TILIKAMBO FIAMBENANA: AROVY NY FONAO. VALIO IRETO AVY EO:

Inona no mety ho nampihena ny finoan’ireto Kristianina ireto, nefa ahoana no nanampian’ilay lahatsoratra an-dry zareo mba hiaro ny fony?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Nampihariko Ilay Tilikambo Fiambenana: Arovy ny Fonao.” Brent sy Lauren mitantara ny zavatra niainany.

    Brent sy Lauren

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Nampihariko Ilay Tilikambo Fiambenana: Arovy ny Fonao.” Umjay mamaky dokam-barotra momba ny trano amidy.

    Umjay

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Nampihariko Ilay Tilikambo Fiambenana: Arovy ny Fonao.” Happy mitantara ny zavatra niainany.

    Happy Layou

Ahoana koa no nanampian’ilay lahatsoratra anao?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara