FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb fizarana 3
  • Fampidirana ny Fizarana 3

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 3
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka ny ho Naman’i Jehovah Ianao
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Nankatò An’Andriamanitra i Abrahama sy Saraha
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Tian’Andriamanitra ho Namany Ianao
    Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!
  • Tena Nanam-pinoana i Abrahama!
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb fizarana 3
Abraham talks to young Isaac about the stars

Fampidirana ny Fizarana 3

Milaza ny Baiboly fa vitsy kely ny olona nanompo an’i Jehovah, taorian’ny Safodrano. Anisan’izany, ohatra, i Abrahama, izay nantsoina hoe naman’i Jehovah. Raha manan-janaka ianao, dia ataovy tsapan’ilay zanakao hoe tena tia azy i Jehovah ary te hanampy azy. Afaka mangataka amin’i Jehovah izy mba hanampy azy, hoatran’ny nataon’i Abrahama sy ny mpanompon’i Jehovah hafa taloha. Afaka matoky koa isika fa hitana ny teniny foana i Jehovah.

TADIDIO IZAO:

  • Ataovy foana izay asain’i Jehovah ataonao na dia mafy be aza ilay izy

  • Tsy misy tsara noho ny hoe lasa naman’Andriamanitra

  • Tena tian’i Jehovah isika raha mifamela heloka dia mihavana haingana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara