HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tsy Voatery Hanan-karena ny Olo-marina
Nilaza i Zofara hoe tsy maintsy nanota i Joba matoa nesorin’Andriamanitra taminy ny harenany. Hoatr’izany, hono, mantsy no ataon’Andriamanitra amin’ny ratsy fanahy (Jb 20:5, 10, 15)
Namaly i Joba hoe: ‘Maninona àry ny ratsy fanahy no miadana?’ (Jb 21:7-9)
Hita tamin’ny fiainan’i Jesosy hoe tsy voatery hanan-karena ny olo-marina (Lk 9:58)
SAINTSAINO IZAO: Inona no tokony ho zava-dehibe amin’ny mpanompon’Andriamanitra, na mahantra izy na manan-karena? —Lk 12:21; w07 1/8 29 § 12.