1
2
Nodinihin’i Solomona ny zava-bitany (1-11)
Voafetra ny tombony azo avy amin’ny fahendren’olombelona (12-16)
Tsisy dikany ny asa mafy (17-23)
Mihinàna sy misotroa, dia ankafizo ny asanao (24-26)
3
Misy fotoanany avy ny zava-drehetra (1-8)
Ankafizo ny fiainana nomen’Andriamanitra (9-15)
Hotsarain’Andriamanitra ara-drariny ny olona rehetra (16, 17)
Samy ho faty ny olona sy ny biby (18-22)
4
Ratsy noho ny fahafatesana ny fampijaliana (1-3)
Mila mahay mandanjalanja amin’ny asa (4-6)
Tena ilaina ny namana (7-12)
Mety tsy hisy dikany ny fiainan’ny mpanjaka (13-16)
5
Matahora an’Andriamanitra (1-7)
Dinihin’izay ambony kokoa noho izy ny manam-pahefana (8, 9)
Tsisy dikany ny harena (10-20)
6
7
Laza tsara sy andro ahafatesana (1-4)
Anatra mafy omen’ny olon-kendry (5-7)
Aleo ny fiafaran’ny raharaha toy izay ny fiandohany (8-10)
Misy tombony ny fahendrena (11, 12)
Fotoana mahafaly sy fotoan-tsarotra (13-15)
Aza marina loatra na ratsy toetra loatra (16-22)
Fandinihana nataon’ilay mpamory vahoaka (23-29)
8
9
Mitovy daholo ny hiafaran’ny olon-drehetra (1-3)
Ankafizo ny fiainana na dia ho faty aza (4-12)
Tsy mahalala na inona na inona ny maty (5)
Tsy misy afaka miasa any amin’ny Fasana (10)
Sampona amin’ny fotoana tsy ampoizina (11)
Tsy raharahian’ny olona sasany ny fahendrena (13-18)
10
Hadalana kely dia manimba ny laza tsaran’ny hendry (1)
Hahita loza izay tsy mahay ny asany (2-11)
Midi-kizo ny adala (12-15)
Rehefa adala ny mpanjaka (16-20)
11
12