FITOMANIANA TOPY MASO 1 Toy ny vehivavy maty vady i Jerosalema Mipetraka irery izy sady nilaozana (1) Nanao fahotana lehibe i Ziona (8, 9) Nolavin’i Jehovah i Ziona (12-15) Tsy misy hampionona an’i Ziona (17) 2 Tezitra amin’i Jerosalema i Jehovah Tsy namindrana fo (2) Toy ny fahavalony i Jehovah (5) Fitomaniana an’i Ziona (11-13) Esoin’ny mpandalo ilay tanàna tsara tarehy taloha (15) Faly ny fahavalo fa rava i Ziona (17) 3 Milaza an’izay tsapany sy izay antenainy i Jeremia “Vonona hiandry aho” (21) Vaovao isa-maraina ny famindram-pon’i Jehovah (22, 23) Tsara i Jehovah amin’izay manantena azy (25) Tsara ho an’ny tanora ny mizaka ny mafy (27) Nataon’i Jehovah sakana tsy ahafahana manatona azy ny rahona (43, 44) 4 Mahatsiravina ny vokatry ny fahirano nanjo an’i Jerosalema Tsy ampy ny sakafo (4, 5, 9) Nahandro ny zanany naterany ny vehivavy (10) Nanampatra ny hatezerany i Jehovah (11) 5 Vavaka nataon’ny vahoaka mba haverina hoatran’ny taloha indray “Tsarovy izay nanjo anay” (1) ‘Idiran-doza izahay; nanota izahay’ (16) ‘Ampodio izahay, Jehovah ô’ (21) “Ataovy hoatran’ny taloha indray ny andronay” (21)