HABAKOKA TOPY MASO 1 Niantso vonjy i Habakoka (1-4) “Jehovah ô, mandra-pahoviana?” (2) “Maninona no jerenao fotsiny ny olona manjakazaka?” (3) Hampiasa ny Kaldeanina i Jehovah (5-11) Nitalaho tamin’i Jehovah i Habakoka (12-17) “Tsy ho faty ianao, Andriamanitro ô” (12) ‘Madio loatra ianao ka tsy tia mijery zava-dratsy’ (13) 2 “Hiambina foana aho mba hahafantarako an’izay holazainy” (1) Namaly an’i Habakoka i Jehovah (2-20) “Andraso ihany” (3) Ho velona ny olo-marina satria tsy mivadika (4) Loza dimy hanjo ny Kaldeanina (6-20) Ho feno ny fahalalana an’i Jehovah ny tany (14) 3 Nivavaka i Habakoka mba hanao zavatra i Jehovah (1-19) Hamonjy ny vahoakany voahosotra i Jehovah (13) Hifaly noho ny amin’i Jehovah na dia misy fahoriana aza (17, 18)