ZEFANIA TOPY MASO 1 Akaiky ny andro hampiharan’i Jehovah ny didim-pitsarany (1-18) Manatona haingana be ny andron’i Jehovah (14) Tsy mahavonjy ny volafotsy sy ny volamena (18) 2 Mitadiava an’i Jehovah dieny mbola tsy tonga ny andro fahatezerany (1-3) Tadiavo ny fahamarinana sy ny fandeferana (3) “Angamba ho voaro ianareo” (3) Fanamelohana an’ireo firenena manodidina (4-15) 3 Tanàna mikomy sy manao ratsy i Jerosalema (1-7) Didim-pitsarana; hampodina indray (8-20) Hovana ho fiteny madio (9) Hovonjena izay manetry tena sy tsy mirehareha (12) Ho faly be noho ny amin’i Ziona i Jehovah (17)