HAGAY TOPY MASO 1 Notenenina mafy satria tsy nanorina ny tempoly (1-11) ‘Izao ve no fotoana hipetrahana ao anaty trano tsara tarehy?’ (4) “Mba eritrereto ihany izay ataonareo” (5) Mamafy voa be dia be, nefa kely no jinjaina (6) Nihaino ny tenin’i Jehovah ny olona (12-15) 2 Ho feno voninahitra ilay tempoly faharoa (1-9) Hohozongozonina ny firenena rehetra (7) Hiditra ny zava-tsarobidy eo amin’ny firenena (7) Hahazo fitahiana satria naorina indray ny tempoly (10-19) Tsy mifindra ny fahamasinana (10-14) Hafatra ho an’i Zerobabela (20-23) “Hataoko hoatran’ny peratra fanombohan-kase ianao” (23)