ASAN’NY APOSTOLY
TOPY MASO
1
Nosoratana ho an’i Teofilo (1-5)
Ho vavolombelona hatrany amin’ny faran’ny tany (6-8)
Niakatra any an-danitra i Jesosy (9-11)
Nivory ny mpianatra sady niray saina (12-14)
Matia voafidy hisolo an’i Jodasy (15-26)
2
Nilatsaka ny fanahy masina tamin’ny Pentekosta (1-13)
Lahateny nataon’i Petera (14-36)
Nanohina ny fon’ny olona ny lahatenin’i Petera (37-41)
Fifaneraserana kristianina (42-47)
3
4
Nosamborina i Petera sy Jaona (1-4)
Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (5-22)
Nivavaka mba hanana fahasahiana (23-31)
Nifampizara an’izay nananany ny mpianatra (32-37)
5
Ananiasy sy Safira (1-11)
Nanao famantarana be dia be ny apostoly (12-16)
Natao am-ponja dia nafahana (17-21a)
Nentina teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy indray (21b-32)
Torohevitr’i Gamaliela (33-40)
Nitory isan-trano (41, 42)
6
7
8
Saoly mpanenjika (1-3)
Nisy vokany be ny fitorian’i Filipo tany Samaria (4-13)
Petera sy Jaona nirahina ho any Samaria (14-17)
Nitady hividy fanahy masina i Simona (18-25)
Ilay tandapa etiopianina (26-40)
9
Saoly teny an-dalana ho any Damaskosy (1-9)
Nirahina hanampy an’i Saoly i Ananiasy (10-19a)
Nitory momba an’i Jesosy tany Damaskosy i Saoly (19b-25)
Nitsidika an’i Jerosalema i Saoly (26-31)
Nanasitrana an’i Enea i Petera (32-35)
Natsangana tamin’ny maty i Dorkasy, vehivavy nalala-tanana (36-43)
10
Fahitana hitan’i Kornelio (1-8)
Fahitana hitan’i Petera momba ireo biby nodiovina (9-16)
Nitsidika an’i Kornelio i Petera (17-33)
Nitory ny vaovao tsara tamin’ny hafa firenena i Petera (34-43)
Nahazo fanahy masina ny hafa firenena ary natao batisa (44-48)
11
Nanao tatitra tamin’ny apostoly i Petera (1-18)
Barnabasy sy Saoly tany Antiokia any Syria (19-26)
Naminany i Agabo hoe hisy mosary (27-30)
12
Novonoina i Jakoba; nogadraina i Petera (1-5)
Nafahana tamin’ny fomba mahagaga i Petera (6-19)
Nisy anjely namely an’i Heroda (20-25)
13
Nalefa ho misionera i Barnabasy sy Saoly (1-3)
Nitory tany Sipra (4-12)
Lahatenin’i Paoly tany Antiokia any Pisidia (13-41)
Faminaniana sy didy mba ho any amin’ny hafa firenena (42-52)
14
Fitomboana sy fanoherana tany Ikonioma (1-7)
Noheverina fa andriamanitra tany Lystra (8-18)
Notoraham-bato i Paoly fa tsy maty (19, 20)
Nankahery an’ireo fiangonana (21-23)
Niverina tany Antiokia any Syria (24-28)
15
Adihevitra tany Antiokia momba ny famorana (1, 2)
Nentina tany Jerosalema ilay adihevitra (3-5)
Nivory ny anti-panahy sy ny apostoly (6-21)
Taratasy avy amin’ny filan-kevi-pitantanana (22-29)
Nampahery an’ireo fiangonana ilay taratasy (30-35)
Nisara-dalana i Paoly sy Barnabasy (36-41)
16
Nifidy an’i Timoty i Paoly (1-5)
Nahita lehilahy makedonianina tao amin’ny fahitana (6-10)
Lasa mpino i Lydia tany Filipy (11-15)
Nogadraina i Paoly sy Silasy (16-24)
Mpiambina fonja sy ny ankohonany natao batisa (25-34)
Nangataka an’ireo manam-pahefana i Paoly mba hiala tsiny (35-40)
17
Paoly sy Silasy tany Tesalonika (1-9)
Paoly sy Silasy tany Beria (10-15)
Paoly tany Atena (16-22a)
Lahatenin’i Paoly teo amin’ny Areopago (22b-34)
18
Ny fanompoan’i Paoly tany Korinto (1-17)
Niverina tany Antiokia any Syria (18-22)
Nankany Galatia sy Frijia i Paoly (23)
Nampiana i Apolosy, lehilahy nahay nandaha-teny (24-28)
19
Paoly tany Efesosy; nisy natao batisa indray (1-7)
Ny fampianarana nataon’i Paoly (8-10)
Nandroso ny fitoriana na dia betsaka aza no nifandray tamin’ny demonia (11-20)
Rotaka tany Efesosy (21-41)
20
Paoly tany Makedonia sy Gresy (1-6)
Eotyka natsangana tamin’ny maty tany Troasy (7-12)
Avy tany Troasy dia nankany Mileto (13-16)
Nihaona tamin’ny anti-panahy tany Efesosy i Paoly (17-38)
21
Teny an-dalana ho any Jerosalema (1-14)
Tonga tany Jerosalema (15-19)
Narahin’i Paoly ny torohevitra nomen’ny anti-panahy (20-26)
Rotaka tao amin’ny tempoly; voasambotra i Paoly (27-36)
Navela hiresaka tamin’ny vahoaka i Paoly (37-40)
22
Fiarovan-tenan’i Paoly teo anatrehan’ny vahoaka (1-21)
Nampiasain’i Paoly ny zom-pirenena romanina nananany (22-29)
Nasaina nivory ny Fitsarana Avo Jiosy (30)
23
Niteny teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy i Paoly (1-10)
Nankahery an’i Paoly ny Tompo (11)
Tetika hamonoana an’i Paoly (12-22)
Nafindra tany Kaisaria i Paoly (23-35)
24
Fiampangana an’i Paoly (1-9)
Fiarovan-tenan’i Paoly teo anatrehan’i Feliksa (10-21)
Nihantona roa taona ny fitsarana an’i Paoly (22-27)
25
Fitsarana an’i Paoly teo anatrehan’i Festosy (1-12)
Niresaka tamin’i Agripa Mpanjaka momba an’i Paoly i Festosy (13-22)
Paoly teo anatrehan’i Agripa (23-27)
26
Fiarovan-tenan’i Paoly teo anatrehan’i Agripa (1-11)
Nohazavain’i Paoly ny nampiova finoana azy (12-23)
Valin-tenin’i Festosy sy Agripa (24-32)
27
28
Tonga teny an-tanety tao Malta (1-6)
Nositranina ny rain’i Poplio (7-10)
Handeha ho any Roma (11-16)
Niresaka tamin’ny Jiosy tany Roma i Paoly (17-29)
Nitory nandritra ny roa taona i Paoly ary tena sahy izy (30, 31)