B15
Ny Kalandrie Hebreo
| NISANA (ABIBA) Martsa—Aprily | 14: Paska 15-21: Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay 16: Fanatitra voaloham-bokatra | Avy ny orana, miempo ny lanezy, tondraka ny Reniranon’i Jordana | Orza | 
| IARA (ZIVA) Aprily—Mey | 14: Paska ho an’izay tsy afaka tamin’ilay tena Paska | Manomboka ny main-tany, manga ny lanitra | Varimbazaha | 
| SIVÀNA Mey—Jona | 6: Fetin’ireo Herinandro (Pentekosta) | Vanin-taona mafana, tsy misy rahona | Varimbazaha, aviavy vokatra voalohany | 
| TAMOZA Jona—Jolay | Mihamafana, be ando | Voaloboka vokatra voalohany | |
| ABA Jolay—Aogositra | Faran’izay mafana | Voankazon’ny vanin-taona mafana | |
| ELOLA Aogositra—Septambra | Mbola mafana | Antrendry, voaloboka, aviavy | |
| TISRY (ETANIMA) Septambra—Oktobra | 1: Fitsofana trompetra 10: Andro Fandrakofam-pahotana 15-21: Fetin’ny Trano Rantsankazo 22: Fivoriambe makotrokotroka | Mifarana ny vanin-taona mafana, manomboka ny orana | Asaina ny tany | 
| HESVANA (BOLA) Oktobra—Novambra | Manerika ny andro | Oliva | |
| KISLEO Novambra—Desambra | 25: Fetin’ny Fitokanana | Lasa manorana, lanezy manify, misy lanezy ny tendrombohitra | Mijanona ao am-pahitra ny biby fa ririnina | 
| TEBETA Desambra—Janoary | Mamirifiry, manorana, misy lanezy ny tendrombohitra | Mitsiry ny zavamaniry | |
| SEBATA Janoary—Febroary | Mihena ny hatsiaka, mbola manorana | Mamelana ny amandie | |
| ADARA Febroary—Martsa | 14, 15: Porima | Matetika misy kotroka sy havandra | Rongony | 
| VEADARA Martsa | Volana faha-13; impito asiana an’io volana io ao anatin’ny 19 taona |