B14-A
Ny Refy Fampiasa Amin’ny Varotra
- Fatran’ny ranon-javatra 
- Kora (10 bata / 60 hina) - 220 litatra 
- Bata (6 hina) - 22 litatra 
- Hina (12 loga) - 3,67 litatra 
- Loga (1 ⁄ 12 hina) - 0,31 litatra 
- Fatran’ny zavatra maina 
- Homera (1 kora / 10 efaha) - 220 litatra 
- Efaha (3 sehà / 10 omera) - 22 litatra 
- Sehà (31 ⁄ 3 omera) - 7,33 litatra 
- Omera (14 ⁄ 5 kaba) - 2,2 litatra 
- Kaba - 1,22 litatra 
- Kilao - 1,08 litatra 
- Halavana 
- Bararata lava (6 hakiho lava) - 3,11 m 
- Bararata (6 hakiho) - 2,67 m 
- Refy (mitovitovy amin’ny halavan’ny sandry roa mivelatra) - 1,8 m 
- Hakiho lava (impiton’ny sakan’ny felatanana) - 51,8 sm 
- Hakiho (roan-jehy / inenin’ny sakan’ny felatanana) - 44,5 sm 
- Hakiho fohy - 38 sm 
- 1 Stadio romanina - 1 ⁄ 8 maily romanina= 185 m 
- 1 Voantondro (1 ⁄ 4 sakan’ny felatanana) - 1,85 sm 
- 2 Sakan’ny felatanana (Voantondro 4) - 7,4 sm 
- 3 Irain-jehy (intelon’ny sakan’ny felatanana) - 22,2 sm