FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb fizarana 7
  • Fampidirana ny Fizarana 7

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 7
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Davida sy Saoly
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • 1 Samoela: Topy Maso
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nangataka Mpanjaka ny Israelita
    Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly?
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb fizarana 7
David defends sheep from a bear

Fampidirana ny Fizarana 7

Ny tantaran’i Saoly Mpanjaka sy Davida Mpanjaka no ato amin’ity fizarana ity. Naharitra 80 taona teo ho eo izany. Nanetry tena sy natahotra an’Andriamanitra i Saoly, nefa lasa tsy nankatò azy avy eo. I Davida indray àry no nasain’i Jehovah nohosoran’i Samoela ho mpanjaka. Nialona an’i Davida i Saoly, ka imbetsaka izy no te hamono azy. Tsy namaly faty anefa i Davida. Fantatr’i Jonatana zanak’i Saoly fa i Davida no nofidin’i Jehovah. Tsy nivadika tamin’i Davida àry izy. Nanao fahotana lehibe i Davida, nefa nekeny foana ny famaizan’i Jehovah. Raha manan-janaka ianao, dia resaho aminy hoe ilaina ny mankatò foana an’i Jehovah sy izay olona nofidiny.

TADIDIO IZAO:

  • Tena faly be i Jehovah raha tia azy sy mankatò azy foana isika

  • Aza mamaly faty fa miandrasa an’i Jehovah, dia aleo izy no hamaly an’ireo manao ny tsy rariny

  • Tsy tokony hanafina isika raha nanao fahotana lehibe

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara