FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Hevitra Azo Resahina
Fitorianaa
Fanontaniana: Ahoana no hahafantarantsika hoe mijery antsika tsirairay Andriamanitra?
Andinin-teny: Mt 10:29-31
Horesahina amin’ny manaraka: Ahoana no anampian’Andriamanitra antsika rehefa miatrika olana isika?
FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:
wp18.3 4
Fiverenana Mitsidikab
Fanontaniana: Ahoana no anampian’Andriamanitra antsika rehefa miatrika olana isika?
Andinin-teny: Je 29:11
Horesahina amin’ny manaraka: Inona ny torohevitra ao amin’ny Baiboly afaka manampy antsika?
FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO: