FANAJARIA BOKY ahi-ty Vavolombeloni-Jehovah
FANAJARIA BOKY
ahi-ty Vavolombeloni-Jehovah
Vezo
  • BAIBOLY
  • RAHA FA MISY
  • FIVORIA
  • Faminaniana Momba ny Mesia: Ilay Hazo Sedera Lehibe
    Nampolin’i Jehovah Ndraiky ty Fivavaha Malio!
      • Vorona maromaro manidina manodidina ny hazo sedera lehibe iray.

        5. Hoatran’ny hoe hialokaloka eo ambany fitondran’i Jesosy ny olombelona mankatò, ka hilamina sady tsy hiady saina

  • “Hanendry Mpiaraky Raiky Aho”
    Nampolin’i Jehovah Ndraiky ty Fivavaha Malio!
    • 10 Ahoana no nahatanteraka an’ilay faminaniana? Nalain’i Jehovah avy tamin’ny tarana-mpanjaka avy amin’i Davida (ilay “sedera avo”) i Jesosy Kristy Zanany, dia napetrany teo amin’ny Tendrombohitra Ziona any an-danitra (ilay “tendrombohitra avo sy manerinerina”). (Sal. 2:6; Jer. 23:5; Apok. 14:1) Nasandratr’i Jehovah i Jesosy, izay noheverin’ny fahavalony ho “ambany indrindra amin’ny olombelona”, rehefa napetrany teo amin’ny “seza fiandrianan’i Davida rainy.” (Dan. 4:17; Lioka 1:32, 33) Hoatran’ny hazo sedera lehibe i Jesosy Kristy, ilay Mesia Mpanjaka, satria avy any an-danitra izy no hitondra ny tany sy hanome fitahiana be dia be ho an’ny vahoakany rehetra. Ela ny ela ka misy Mpanjaka azo atokisana ihany! Rehefa hitondra izy io, dia hoatran’ny hoe hialokaloka eo ambany fitondrany ny olombelona mankatò, ka ‘hilamina sady tsy mba hiady saina satria tsy matahotra loza.’​—Ohab. 1:33.

Fanajaria Boky Vezo (2001-2026)
Hiboaky
Hilitsy
  • Vezo
  • Hizara
  • Hamboamboatsy
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekea
  • Fifanekea Mikasiky Sekirè
  • Hanova Fifanekea
  • JW.ORG
  • Hilitsy
Hizara