FANAJARIA BOKY ahi-ty Vavolombeloni-Jehovah
FANAJARIA BOKY
ahi-ty Vavolombeloni-Jehovah
Vezo
  • BAIBOLY
  • RAHA FA MISY
  • FIVORIA
  • “Nahita Fahità Baka amy Ndranahary Aho”
    Nampolin’i Jehovah Ndraiky ty Fivavaha Malio!
    • 15. Ino iaby ty raha voamarikini-Ezekiela mikasiky ani-larò rey?

      15 Gaga be i Ezekiela rehefa nahita ny haben’ireo kodiarana. Nilaza izy hoe: “Avo be ireo kodiarana ka tena nahavariana sady nampahatahotra.” Somary nihemotra angamba izy tamin’io, dia nitraka nijery an’ireo kodiarana ngezabe sy namirapiratra sady avo be nanakatra ny lanitra ireo. Nilaza zavatra hafakely izy avy eo hoe: “Feno maso ny ivelany amin’ireo kodiarana efatra.” Fa ny paozin’ireo kodiarana angamba no tena nahavariana. Nanazava mantsy i Ezekiela hoe: “Hoatran’ny kodiarana ao anaty kodiarana no fahitana an’ireo sy ny bikabikany.” Inona no dikan’izany?

  • “Nahita Fahità Baka amy Ndranahary Aho”
    Nampolin’i Jehovah Ndraiky ty Fivavaha Malio!
    • 17 Ngezabe ireo kodiarana ka vao indray mandeha mihodina dia efa tody lavitra be. Hita tao amin’ilay fahitana aza hoe hoatran’ny tselatra ny fandehan’ilay kalesy! (Ezek. 1:14) Miavaka koa ny kodiaran’ilay izy. Tsotra kely amin’ireo kodiarana ireo mantsy ny mivilivily lalana, dia lasa mahavita mivilivily lalana koa ilay kalesy nefa tsy mila mandeha miadana kokoa sady tsy mila mihodina. Nofy fotsiny ny hoe hahavita kodiarana hoatr’izany ho an’ny injeniera! Tsy mandeha an-jambany fotsiny koa anefa ilay kalesy. Feno maso mantsy ny kodiaran’ilay izy, ka fantany tsara daholo izay mitranga manodidina azy, na aiza io na aiza.

      Ireo kodiarana ngezabe efatra amin’ilay kalesin’i Jehovah any an-danitra.

      Ngezabe ireo kodiarana ary nandeha haingana be (Fehintsoratra 17)

Fanajaria Boky Vezo (2001-2026)
Hiboaky
Hilitsy
  • Vezo
  • Hizara
  • Hamboamboatsy
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekea
  • Fifanekea Mikasiky Sekirè
  • Hanova Fifanekea
  • JW.ORG
  • Hilitsy
Hizara