Fagnamarehagne Ambane Peje
a Azo inoana hoe teo imason’olona i Ezekiela no nanao an’ireo karazana fampisehoana ireo. Nilaza mazava taminy mantsy i Jehovah hoe tokony hataony eo imason’ny olona niara-natao sesitany taminy ny fampisehoana sasany. Nasainy nahandro mofo sy nitondra entana ‘teo imason’izy ireo’, ohatra, izy.—Ezek. 4:12; 12:7.