Fagnamarehagne Ambane Peje
a Tsy navelan’ny Filistinina hanao ny asan’ny mpanefy, ohatra, ny Israelita, dia tsy maintsy nankany aminy rehefa handranitra fitaovana fampiasa amin’ny fambolena sy fiompiana. Karaman’olona iray ao anatin’ny andro maromaro no notakin’ny Filistinina ho saran’ilay asa.—1 Sam. 13:19-22.