Fagnamarehagne Ambane Peje
b Toa teo ambonina vatolampy tsy lavitra ny morontsiraka no naorina ny tanànan’i Tyro tamin’ny voalohany, izany hoe 50 kilaometatra teo ho eo tany avaratry ny Tendrombohitra Karmela. Nisy tanàna hafa naorina teny amoron-tsiraka tatỳ aoriana mba hanitarana ny tanànan’i Tyro. Sour no anaran’i Tyro amin’ny fiteny hebreo, ary midika hoe “Vatolampy” izany.