Fagnamarehagne Ambane Peje
c Toa tsy ny mpivavaka rehetra ao amin’ny fivavahan-diso no ho faty rehefa horavana i Babylona Lehibe. Mety hisy mpitondra fivavahana hiala amin’ny fivavahan-diso amin’izay fotoana izay, dia mody hiteny ry zareo hoe tsy nivavaka tao mihitsy.—Zak. 13:3-6.