Fagnamarehagne Ambane Peje
c Mitovitovy amin’izany ilay fanoharan’i Jesosy momba ny harato tarihina. Be dia be ny trondro azo tao anatin’ilay izy, fa tsy izy rehetra no “tsara.” Tsy maintsy nariana izay ratsy. Te hampitandrina i Jesosy tamin’izay hoe betsaka amin’ny olona ao amin’ny fandaminan’i Jehovah no mety hivadika rehefa mandeha ny fotoana.—Mat. 13:47-50; 2 Tim. 2:20, 21.