Genesisy 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary raha mbola nijanona elaela tao Gerara i Isaka, dia nitazantazana teo am-baravarankely i Abimeleka mpanjakan’ny Filistinina, ka nahita an’i Isaka nisangy an’i Rebeka vadiny.+ Efesianina 5:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ry lehilahy, tiavo foana ny vadinareo,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy ny fiangonana sy ny nanolorany ny tenany hamonjy azy,+
8 Ary raha mbola nijanona elaela tao Gerara i Isaka, dia nitazantazana teo am-baravarankely i Abimeleka mpanjakan’ny Filistinina, ka nahita an’i Isaka nisangy an’i Rebeka vadiny.+
25 Ry lehilahy, tiavo foana ny vadinareo,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy ny fiangonana sy ny nanolorany ny tenany hamonjy azy,+