FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ity Herinandro Ity
4-10 Aogositra
Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana—2025 | Jolay

4-10 AOGOSITRA

OHABOLANA 25

Hira 154 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Jesosy manao lahateny ao amin’ny synagoga. Manokatra horonam-boky izy. Misy lehilahy sy vehivavy ary ankizy mihaino tsara azy.

Jesosy ao amin’ny synagoga any Nazareta. Gaga ny olona maheno ny zavatra tsara lazainy

1. Torolalana Manampy Antsika Hitandrina An’izay Lazaintsika

(10 min.)

Fidio tsara ny fotoana itenenana (Oh 25:11; w15 15/12 19 § 6-7)

Miezaha ho tsara fanahy rehefa miteny (Oh 25:15; w15 15/12 21 § 15-16; jereo ny sary, pejy 1)

Teny mampahery foana lazaina (Oh 25:25; w95 1/4 17 § 8)

Ankizivavy miresaka amin’ny mpampianatra iray sady manaja tsara azy.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 25:28​—Inona no tian’io ohabolana io horesahina? (it “Fahalemem-panahy” § 10)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

(4 min.) Oh 25:1-17 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Miresaha amin’ny olona iray malahelohelo. (lmd lesona 3, hevitra 3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Miteny aminao ilay olona hoe efa manana ny zavatra inoany izy dia tsy hiala amin’izany mihitsy. (lmd lesona 8, hevitra 4)

6. Lahateny

(5 min.) ijwyp lahatsoratra 23​—Foto-kevitra: Ahoana no Hataoko Raha Misy Mifosa Aho? (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 123

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb lesona 6, sy fampidirana ny fizarana 3, ary lesona 7

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 150 sy Vavaka

Loha Hevitra ato Anatiny
Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2025 | Mey

Lahatsoratra Fianarana 22: 4-10 Aogositra 2025

20 Ahoana no Fiheveran’i Jesosy ny Anaran’i Jehovah?

Azo Vakina Koa

Lahatsoratra hafa ato amin’ity gazety ity

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara